Eksodosy 21:26 - Baiboly Katolika
«Raha misy olona mamely ny mason’ny ankizilahiny na ny ankizivaviny, ka mahajamba ny masony, dia halefany ho afaka izy ho onitry ny masony.
Jereo ny toko
Ary raha misy olona mikapoka ny mason’ny andevolahiny na ny mason’ny andevovaviny ka mahasimba azy dia homeny fahafahana izy noho ny masony.
Jereo ny toko
«Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka mahapotsitra ny masony, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony izy ho onitry ny masony.
Jereo ny toko
«Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka mahapotsitra ny masony, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony izy ho onitry ny masony.
Jereo ny toko
Ary raha misy olona mamely ny mason’ny andevolahiny na ny mason’ny andevovaviny ka mahasimba azy, dia halefany ho afaka izy noho ny masony.
Jereo ny toko
Ary raha misy olona mamely ny mason'ny andevolahiny na ny mason'ny andevovaviny ka mahasimba azy, dia halefany ho afaka izy noho ny masony.
Jereo ny toko
Ary raha misy olona mikapoka ny mason’ny andevolahiny na ny mason’ny andevovaviny ka mahasimba azy dia homeny fahafahana izy noho ny masony.
Jereo ny toko