Eksodosy 21:27 - Baiboly Katolika27 Ary raha mahafa-nify iray amin’ny ankizilahiny na ny ankizivaviny izy, dia handefa azy ho afaka ho onitry ny nifiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary raha ny nifin’ny andevolahy na ny andevovavy no afany dia homeny fahafahana izy noho ny nifiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Raha nahafaka ny nifiny izy, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony ihany koa ho onitry ny nifiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Raha nahafaka ny nifiny izy, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony ihany koa ho onitry ny nifiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary raha ny nifin’ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary raha ny nifin'ny andevolahy na ny andevovavy no afany, dia halefany ho afaka koa izy noho ny nifiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary raha ny nifin’ny andevolahy na ny andevovavy no afany dia homeny fahafahana izy noho ny nifiny. Jereo ny toko |