Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:20 - Baiboly Katolika

20 «Izay mikapoka hazo ny andevolahiny na ny andevovaviny, ka mahafaty azy eo no ho eo, dia hovaliana tokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana dia hovalina tokoa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 «Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy, dia tsy maintsy faizina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 «Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy, dia tsy maintsy faizina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ny tsora-kazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin'ny tsorakazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana, dia hovaliana tokoa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Raha misy olona mikapoka ny andevolahiny na ny andevovaviny amin’ny hazo ka mahafaty azy eo am-pikapohana dia hovalina tokoa izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:20
12 Rohy Ifampitohizana  

Hoy i Iaveh taminy: «Izao àry: Raha misy hamono an’i Kaina dia valiana faty impito heny i Kaina.» Ary nasian’i Iaveh famantarana tamin’i Kaina mba tsy hisy hamono azy izay mifanena aminy.


Hovaliana faty impito heny i Kaina, ary hovaliana faty impito amby fitopolo heny i Lameka.»


Ka na zovy na zovy handatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany, satria nataon’Andriamanitra mitovy tarehy aminy ny olombelona.


raha manaritra ny anankiray ka afa-mitsangatsangana any ivelany miankina amin’ny tehina; nefa kosa tsy maintsy onerany ny andro tsy niasany ary hiantohany ny fitsaboana azy.»


Fa raha mbola velona indray andro na indroa andro ihany izy, dia tsy hovaliana izy, satria an’ny tompony ihany io.»


Tsy mba teny no ananarana ny mpanompo; fa na azony aza izany dia tsy mba manaiky izy.


Ny mpamaly ra no hamono ny mpamono olona; amin’izay hifanenany aminy no hamonoany azy.


satria lefitr’Andriamanitra amin’ny fanasoavana anao izy. Fa raha ny ratsy kosa no ataonao dia matahora, satria tsy entiny foana ny sabatra, fa entiny hitezitra sy hamaly izay manao ratsy amin’ny maha-lefitr’Andriamanitra azy.


Aza miantra maso akory: aina no solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra