2Tantara 6:41 - Baiboly Katolika
«Ankehitriny, ry Iaveh Andriamanitra, aoka hitsangana Ianao ho any amin’ny fitoerana fitsaharanao, dia Ianao sy ny fiaran’ny herinao! Aoka hitafy famonjena ny mpisoronao, ry Iaveh Andriamanitra, ary aoka hiarana amin’ny hasambarana ny olonao masina.
Jereo ny toko
Koa ankehitriny, mitsangàna ho amin’ny fitsaharanao, RY TOMPO Andriamanitra ô, dia Ianao sy ny vata misy ny faneken’ny herinao! Aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, RY TOMPO Andriamanitra ô, ary aoka ny olonao masina hifaly amin’ny soa.
Jereo ny toko
«Koa ankehitriny, ry TOMPO Andriamanitra ô, avia honina amin’ny toeram-pitsaharanao, dia Ianao sy ilay Vatamasina itoeran’ny herinao. Ry TOMPO Andriamanitra ô, aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, ary aoka ireo mpivavaka aminao hifaly heni-kasambarana!

Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jehovah Andriamanitra ô, ho amin’ny fitsaharanao, dia Hianao sy ny fiaran’ny herinao; aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, Jehovah Andriamanitra ô, ary aoka ny olonao masina hifaly amin’ny soa.
Jereo ny toko
Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jehovah Andriamanitra ô, ho amin'ny fitsaharanao, dia Hianao sy ny fiaran'ny herinao; aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, Jehovah Andriamanitra ô. ary aoka ny olonao masina hifaly amin'ny soa.