1Tantara 6:59 - Baiboly Katolika avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Abdôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy; DIEM PROTESTANTA avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny avy tamin’ny firenen’i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy Malagasy Bible ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy La Bible en Malgache ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy; |
i Ramôta, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Anema, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
i Hokàka, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Rohoba, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;
Ireo tsangam-bato ao an-tranon’ny Masoandro, eo amin’ny tany Ejipta, hotorotoroina, ary ireo tranon’ny andriamanitr’i Ejipta hodorana.»
Avy eo Baala ny faritry ny tany dia niolaka miankandrefana mankany amin’ny tendrombohitra Jarima, dia i Keslôna izany, nidina mankany Bety-Samesa nihazo an’i Tamà.
i Aina sy ny manodidina azy, i Jeta sy ny manodidina azy, i Betsamesy sy ny manodidina azy, tanàna sivy no azy amin’ireo foko roa ireo.