Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:59 - DIEM PROTESTANTA

59-60 avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

59 ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

59-60 avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

59 avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Abdôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

59 ary ny avy tamin’ny firenen’i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

59 ary ny avy tamin'ny firenen'i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

59 ny avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Masala sy ny tany manodidina azy; i Abdona sy ny tany manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:59
8 Rohy Ifampitohizana  

Hotorotoroin’i Nebokadnetsara koa ireo vato mitsangana ao Heliôpôly ary horavany amin’ny afo ireo tempolin’ny andriamanitry ny Ejiptianina.› »


dia miolaka miankandrefana ho amin’ny tendrombohitra Sehira, mandalo ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jeharima izay antsoina koa hoe Kesalôna, midina ho any Bety-Semesa, ary mandalo any Timnà.


Ankoatra ireo i Libnà, i Hetera, i Hasàna,


i Hasàna, i Jotà, ary i Bety-Semesa: izany hoe, avy amin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna, tanàna sivy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra