Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:57 - DIEM PROTESTANTA

57-58 nisy avy tamin’ny fokon’i Jisakara: dia i Kisiôna sy i Daberata ary i Ramôta sy i Hanema mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

57 ny avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kadesy sy ny tany manodidina azy; i Daberata sy ny tany manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

57-58 nisy avy tamin’ny fokon’i Jisakara: dia i Kisiôna sy i Daberata ary i Ramôta sy i Hanema mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

57 avy amin’ny fokon’i Isakara: i Kedesa, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Dabereta, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

57 ary ny avy tamin’ny firenen’Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

57 ary ny avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

57 ny avy tamin’ny fokon’Isakara dia i Kadesy sy ny tany manodidina azy; i Daberata sy ny tany manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:57
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Hezrà dia i Jetera sy i Mereda ary Hefera sy i Jalôna. Ary nanambady an’i Bitià, zanakavavin’ny Farao, i Mereda, ka niteraka an’i Miriama sy i Samày ary i Jisbà ilay mpanorina an’i Estemôa;


nisy avy tamin’ny fokon’i Gada: dia i Ramôta any Gilehada sy i Mahanaîma ary i Hesbôna sy i Jahizera mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Dia niala tao Makedà i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy ka nankany Libnà sy nanafika azy.


Ankoatra ireo i Libnà, i Hetera, i Hasàna,


Ireo tanàna teny amin’ny faritra havoana kosa dia i Samira, i Jatira, i Sôkao,


Ny tanàna rehetra nomena ny mpisorona taranak’i Aharôna dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra