Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:56 - DIEM PROTESTANTA

56 Ho an’ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia nisy tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase: dia i Gôlàna any Basàna sy i Hastarôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

56 Ny an’ny taranak’i Gersoma dia i Golana any Basana sy ny tany manodidina azy; i Astarota sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

56 Ho an’ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia nisy tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase: dia i Gôlàna any Basàna sy i Hastarôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

56 Ny nomena ny taranak’i Gersôma avy amin’ny fianakavian’ny antsasa-pokon’i Manase: i Gôlàna any Basàna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Astarôta mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

56 Ary ny an’ny taranak’i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

56 Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

56 Ny an’ny taranak’i Gersoma dia i Golana any Basana sy ny tany manodidina azy; i Astarota sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:56
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny an’i taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia tanàna 13 no azony tamin’ny antsapaka: ireo tanàna ireo dia avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy ny fokon’i Asera ary ny fokon’i Naftalỳ mbamin’ny antsasa-pokon’i Manase any Basàna.


I Kaleba zanakalahin’i Jefonè, avy amin’ny fokon’i Joda;


Dia nitsodrano an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè i Josoa ka nanome an’i Hebrôna ho lovany.


I Kaleba, zanakalahin’i Jefonè, dia nomena ampahany tao amin’ny tanin’ireo taranak’i Joda, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Josoa. Nomena azy i Kiriata-Arbà, na hoe tanànan’i Arbà razamben’ny Hanakita; i Kiriata-Arbà no natao hoe Hebrôna tatỳ aoriana.


Ny azon’ny taranak’i Geresôna tamin’ny antsapaka dia tanàna 13 avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Naftalỳ sy antsasa-pokon’i Manase any Basàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra