1Tantara 6:56 - Baiboly Katolika56 Ny nomena ny taranak’i Gersôma avy amin’ny fianakavian’ny antsasa-pokon’i Manase: i Gôlàna any Basàna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Astarôta mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201156 Ny an’ny taranak’i Gersoma dia i Golana any Basana sy ny tany manodidina azy; i Astarota sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA56 Ho an’ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia nisy tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase: dia i Gôlàna any Basàna sy i Hastarôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara56 Ho an’ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy, dia nisy tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase: dia i Gôlàna any Basàna sy i Hastarôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy56 Ary ny an’ny taranak’i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase; Jereo ny tokoMalagasy Bible56 Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache56 Ny an’ny taranak’i Gersoma dia i Golana any Basana sy ny tany manodidina azy; i Astarota sy ny tany manodidina azy avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase; Jereo ny toko |