1Tantara 6:55 - Baiboly Katolika55 ary ny avy amin’ny antsasa-pokon’i Manase, i Anera, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Balaama, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, ho an’ny fianakavian’ny taranak’i Kata sisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201155 ary ny avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Amera sy ny tany manodidina azy; i Bileama sy ny tany manodidina azy. Izany dia ho an’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata sisa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA55 ny tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase kosa, izany hoe i Tahanàka sy i Jiblehama mbamin’ny kijàna samy manodidina azy, dia nomena an’ireo fianakaviana sisa anisan’ny taranak’i Kehata. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 ny tanàna avy tamin’ny antsasa-pokon’i Manase kosa, izany hoe i Tahanàka sy i Jiblehama mbamin’ny kijàna samy manodidina azy, dia nomena an’ireo fianakaviana sisa anisan’ny taranak’i Kehata. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy55 ary ny avy tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an’ny fokon’ny taranak’i Kehata sisa. Jereo ny tokoMalagasy Bible55 ary ny avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache55 ary ny avy tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Amera sy ny tany manodidina azy; i Bileama sy ny tany manodidina azy. Izany dia ho an’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata sisa. Jereo ny toko |