1Tantara 29:23 - Baiboly Katolika
Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Iaveh i Salômôna, ho mpanjaka dimbin’i Davida rainy, sady nambinina izy ary nankatoavin’i Israely rehetra.
Jereo ny toko
Dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’NY TOMPO ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy i Solomona, ary nambinina izy ka nanaiky azy ny Israely rehetra.
Jereo ny toko
Dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianana nomen’ny TOMPO azy i Salômôna mba ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy; sady nambinina izy ka nanaiky azy i Israely manontolo.
Jereo ny toko
Dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianana nomen’ny TOMPO azy i Salômôna mba ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy; sady nambinina izy ka nanaiky azy i Israely manontolo.
Jereo ny toko
Ary Solomona dia nipetraka tamin’ny seza fiandrianan’i Jehovah ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, sady nambinina izy, ka nanaiky azy ny Isiraely rehetra.
Jereo ny toko
Ary Solomona dia nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'i Jehovah ho mpanjaka handimby an'i Davida rainy, sady nambinina izy, ka nanaiky azy ny Isiraely rehetra.
Jereo ny toko
Dia nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’NY TOMPO ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy i Solomona, ary nambinina izy ka nanaiky azy ny Israely rehetra.
Jereo ny toko