Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida, ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana.
1Tantara 18:14 - Baiboly Katolika Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanjaka tamin’ny Israely rehetra i Davida ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin’ny fahamarinana. DIEM PROTESTANTA Dia nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida ka nanao ny rariny sy ny fahamarinana tamin’ny vahoakany rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida ka nanao ny rariny sy ny fahamarinana tamin’ny vahoakany rehetra. Baiboly Protestanta Malagasy ARY Davida nanjaka tamin’ny Isiraely rehetra ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin’ny fahamarinana. Malagasy Bible Ary Davida nanjaka tamin'ny Isiraely rehetra ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin'ny fahamarinana. La Bible en Malgache Nanjaka tamin’ny Israely rehetra i Davida ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin’ny fahamarinana. |
Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida, ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana.
Ireo lehilahy mpiady rehetra ireo, izay samy nahay nilahatra hiady avokoa, dia tonga tao Hebrôna, tamin’ny fo mahitsy hanangana an’i Davida ho mpanjaka amin’i Israely rehetra: ary i Israely sisa rehetra koa, dia niray fo torak’izany hanangana an’i Davida ho mpanjaka.
ary nametrahany miaramila mponina tao Edôma, ka dia tonga mpanompon’i Davida avokoa i Edôma rehetra. Nomen’i Iaveh an’i Davida ny fandresena tany amin’izay rehetra nalehany.
I Jôaba zanak’i Sarvià no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana;
Nataon’i Salômôna. Ry Andriamanitra ô; tolory ny fitsarànao, ny mpanjaka, ary ny fahamarinanao, ny zanaky ny mpanjaka.
Ary fitaovana hiady ny sandrinao, dia ny heriny, mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.
Noho ianao adalan-tsedera va no maha-mpanjaka anao? Moa tsy nisotro sy nihinana va ny rainao? Nanao ny hitsiny sy ny rariny izy, ary tamin’izany dia tsara ny zavatra rehetra taminy;
Amin’izany andro izany, sy amin’izany fotoana izany, hampitsimoka solofo marina ho an’i Davida Aho, izay hitsara araka ny hitsiny sy ny rariny amin’ny tany.