1Tantara 12:38 - Baiboly Katolika38 Ireo lehilahy mpiady rehetra ireo, izay samy nahay nilahatra hiady avokoa, dia tonga tao Hebrôna, tamin’ny fo mahitsy hanangana an’i Davida ho mpanjaka amin’i Israely rehetra: ary i Israely sisa rehetra koa, dia niray fo torak’izany hanangana an’i Davida ho mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an’i Davida amin’ny Israely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin’ny Israely koa dia niray fo hampanjaka an’i Davida. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Tamin’ireo teny ampita atsinanan’i Jôrdàna, izany hoe tamin’ny Reobenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 120 000 ny lehilahy mirongo fiadiana isan-karazany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Tamin’ireo teny ampita atsinanan’i Jôrdàna, izany hoe tamin’ny Reobenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 120 000 ny lehilahy mirongo fiadiana isan-karazany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an’i Davida amin’ny Isiraely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin’ny Isiraely koa niray fo hampanjaka an’i Davida. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an'i Davida amin'ny Isiraely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin'ny Isiraely koa niray fo hampanjaka an'i Davida. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ireo miaramila rehetra ireo, izay nahay nilahatra tsara, dia niray fo nankany Hebrona hampanjaka an’i Davida amin’ny Israely rehetra; ary ny sisa rehetra tamin’ny Israely koa dia niray fo hampanjaka an’i Davida. Jereo ny toko |