Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 29:26 - Baiboly Katolika

26 Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida zanak’i Isaia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Toy izany no nanjakan’i Davida, zanak’i Jese, tamin’ny Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida zanakalahin’i Jisay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Nanjaka tamin’i Israely manontolo i Davida zanakalahin’i Jisay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Toy izany no nanjakan’i Davida, zanak’i Jese, tamin’ny Isiraely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Toy izany no nanjakan'i Davida, zanak'i Jese, tamin'ny Isiraely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Toy izany no nanjakan’i Davida, zanak’i Jese, tamin’ny Israely rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 29:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Efapolo taona no andro nanjakan’i Davida tamin’i Israely, ny fito taona nanjakany tany Hebrôna, ary ny 33 taona tao Jerosalema.


Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Davida ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra