1Tantara 29:27 - Baiboly Katolika27 Efapolo taona no andro nanjakany tamin’i Israely: fito taona izy nanjaka tao Hebrôna, ary 33 taona tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Efapolo taona no nanjakany: ka fito taona tao Hebrôna ary 33 taona tao Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Efapolo taona no nanjakany: ka fito taona tao Hebrôna ary 33 taona tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary ny andro nanjakany tamin’ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary ny andro nanjakany tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ny andro nanjakany tamin’ny Israely dia efapolo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona. Jereo ny toko |