Mpitsara 12:11 - DIEM PROTESTANTA11 I Elôna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna no nandimby an’i Ibitsàna ka nitondra ny Israelita nandritra ny folo taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary i Elona Zebolonita no nitsara ny Israely taorianany. Nitsara ny Israely folo taona izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 I Elôna avy tamin’ny fokon’i Zebolòna no nandimby an’i Ibitsàna ka nitondra ny Israelita nandritra ny folo taona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Taorian’izy io dia i Ahialôna avy any Zabolôna no mpitsara tamin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Elona Zebolonita no nitsara ny Isiraely nandimby azy; ary nitsara ny Isiraely folo taona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Elona Zebolonita no nitsara ny Isiraely nandimby azy; ary nitsara ny Isiraely folo taona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary i Elona Zebolonita no nitsara ny Israely taorianany. Nitsara ny Israely folo taona izy; Jereo ny toko |