Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:22 - DIEM PROTESTANTA

22 manomboka hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka, ary hatreo amin’ny taniefitra atsinanana ka hatrany amin’ny ony Jôrdàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 manomboka hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka, ary hatreo amin’ny taniefitra atsinanana ka hatrany amin’ny ony Jôrdàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 lasany avokoa ny faritan’ny Amôreana, hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka, ary hatramin’ny efitra ka hatrany Jordany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Dia nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin’ny efitra ka hatrany Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Dia nahazo ny tanin'ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin'ny efitra ka hatrany Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Nahazo ny tanin’ny Amorita rehetra izy, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Manomboka hatreo Harôhera izay amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna sy ilay tanàna hafa anatin’io lohasaha io ihany, ka miafara any Gilehada, dia tsy nisy tanàna tsy afatsika; fa natolotry ny TOMPO Andriamanitsika eo ambany fahefàntsika ny tanàna rehetra.


Kanefa ny tanin’ny Hamônita kosa tsy nakekezintsika, dia ny faritra rehetra manamorona ny lohasahan-driaka Jabôka sy ireo tanàna ao amin’ny havoana, toy ny toerana rehetra nosakanan’ny TOMPO Andriamanitsika tsy hakekezintsika.


Ny TOMPO Andriamanitr’i Israely àry no efa namela anay vahoakany haka ny tanin’ny Amôrita, ka dia ianao indray ve no te hanaisotra azy aminay?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra