Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ary natolotry ny TOMPO Andriamanitr’i Israely teo an-tanan’ny Israelita i Sihôna sy ny tafiny ka resiny. Dia nalain’ny Israelita ny faritany rehetra nonenan’ny Amôrita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, nanolotra an’i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tanan’ny Israely ka namely azy ireo. Dia azon’ny Israely ny tanin’ny Amorita rehetra izay mponina tany amin’izany tany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary natolotry ny TOMPO Andriamanitr’i Israely teo an-tanan’ny Israelita i Sihôna sy ny tafiny ka resiny. Dia nalain’ny Israelita ny faritany rehetra nonenan’ny Amôrita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Fa natolotr’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ho eo an-tanan’i Israely, i Sehôna mbamin’ny vahoakany rehetra, ka noreseny ireny, dia azon’i Israely ny tanin’ny Amôreana rehetra izay nonina tamin’izany faritany izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an’i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan’ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon’ny Isiraely ny tanin’ny Amorita rehetra, mponina tany amin’izany tany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an'i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan'ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon'ny Isiraely ny tanin'ny Amorita rehetra, mponina tany amin'izany tany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ary NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, nanolotra an’i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tanan’ny Israely ka namely azy ireo. Dia azon’ny Israely ny tanin’ny Amorita rehetra izay mponina tany amin’izany tany izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:21
8 Rohy Ifampitohizana  

Nandositra teo anoloan’ireto Jodeanina ny Israelita ka natolotr’Andriamanitra ho eo ambany fifehezany.


Tsy tokony ho fantatrareo ve fa ny TOMPO Andriamanitr’i Israely efa nanome mandrakizay ny fanjakàn’i Israely ho an’i Davida sy ny taranany? Eny, nataony fanekena tsy azo foanana izany.


Ny faritaninareo dia hataoko mahafaoka hatreo amin’ny Ranomasin’ny Volotara ka hatrany amin’ny ranomasina Mediteranea, ary hatreo amin’ny taniefitr’i Sinay ka hatrany amin’ny ony Eofrata; fa hatolotro ho eo an-tananareo ny mponina amin’ireo faritany ireo ka horoahinareo.


Izaho anefa no nandringana ny Amôrita teo anatrehany, dia olona ranjanana tahaka ny hazo sedera ary matanjaka tahaka ny hazo ôaka; eny, nopotehiko avokoa na ny fotony na ny voany.


Nasian’ny Israelita tamin’ny lelan-tsabatra kosa i Sihôna ka azony ny taniny voafaritr’i Arnôna ao atsimo sy i Jabôka ao avaratra ary ny sisin-tanin’ny Hamônita, dia ilay sisin-tany ao atsinanana.


Dia niainga i Sihôna mbamin’ny tafiny manontolo hiady amintsika tao Jahatsà,


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Indro fa atolotro eo an-tananao i Jerikao sy ny mpanjakany ary ny maherifony.


Tsy natoky ny Israelita i Sihôna ka tsy namela azy hamakivaky ny taniny; fa namory ny tafiny manontolo, dia nitoby tao Jahatsa ary nanafika ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra