Mpitsara 11:23 - DIEM PROTESTANTA23 Ny TOMPO Andriamanitr’i Israely àry no efa namela anay vahoakany haka ny tanin’ny Amôrita, ka dia ianao indray ve no te hanaisotra azy aminay? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Koa ankehitriny, NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa nandroaka ny Amorita teo anoloan’ny Israely olony, ary ianao kosa va dia ta haka ny tany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ny TOMPO Andriamanitr’i Israely àry no efa namela anay vahoakany haka ny tanin’ny Amôrita, ka dia ianao indray ve no te hanaisotra azy aminay? Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Koa ankehitriny, rehefa noroahin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely ny Amôreana, teo anoloan’i Israely vahoakany, ianao indray ve no handroaka an’i Israely hiala ao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Koa ankehitriny, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nandroaka ny Amorita teo anoloan’ny Isiraely olony: ary hianao kosa va ta-haka ny tany? Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Koa ankehitriny, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nandroaka ny Amorita teo anoloan'ny Isiraely olony: ary ianao kosa va tahaka ny tany? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Koa ankehitriny, NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa nandroaka ny Amorita teo anoloan’ny Israely olony, ary ianao kosa va dia ta haka ny tany? Jereo ny toko |
Ny mpanjaka rehetra, tamin’ny Amôrita nonina teny andafy andrefan’i Jôrdàna sy tamin’ny Kanahanita nonina tany amoron’ny Ranomasina Mediteranea, dia nahare fa nataon’ny TOMPO maina ny falehan’ny ranon’i Jôrdàna teo anoloan’ny Israelita mandra-pitany; noho izany dia ketraka ny fon’ireo mpanjaka ireo ka tsy nanam-pahasahiana intsony ry zareo hanoherana ny Israelita.