Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 16:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Hitan’ny anjelin’ny TOMPO teo akaikin’ny loharano iray tao an-taniefitra izy, dia teo amin’ny lalana mankany Sora,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary ny Anjelin’NY TOMPO nahita azy teo anilan’ny loharano iray tany an-tany efitra, teo anilan’ilay loharano eo amin’ny lalana mankany Sora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Hitan’ny anjelin’ny TOMPO teo akaikin’ny loharano iray tao an-taniefitra izy, dia teo amin’ny lalana mankany Sora,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Hitan’ny Anjelin’i Iaveh teo anilan’ny loharano anankiray tany an’efitra izy, dia teo anilan’ilay loharano amin’ny lalana mankany Sora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary Ilay Anjelin’i Jehovah nahita azy teo anilan’ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan’ilay loharano eo amin’ny làlana mankany Sora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nahita azy teo anilan'ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan'ilay loharano eo amin'ny lalana mankany Sora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary ny Anjelin’NY TOMPO* nahita azy teo anilan’ny loharano iray tany an-tany efitra, teo anilan’ilay loharano eo amin’ny lalana mankany Sora.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 16:7
13 Rohy Ifampitohizana  

Niala teo i Abrahama nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina tao anelanelan’i Kadesy sy i Soro, ary nivahiny tao Gerara.


Nefa henon’Andriamanitra ny kiakiakan’ny zaza; koa niantso an’i Hagara avy any an-danitra ny anjelin’Andriamanitra nanao taminy hoe: –Inona no mahazo anao, ry Hagara? Aza matahotra, fa efa henon’Andriamanitra ny kiakiakan’ny zaza eo amin’ny toerany eo.


Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy.


Dia nataon’Andriamanitra nahiratra ny mason’i Hagara, ka nahatazana lavaka fantsakana. Dia lasa izy nameno rano ny siny hoditra ary nampisotro rano ny zaza.


Fa niantso azy avy any an-danitra ny anjelin’ny TOMPO ka nanao hoe: –Abrahama ô! Abrahama ô! Hoy kosa ny navalin’i Abrahama azy: –Inty aho.


Ary ny anjelin’ny TOMPO niantso an’i Abrahama fanindroany avy tany an-danitra


Ny TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, no naka ahy tao an-tranon’ny raiko sy tao an-tanindrazako. Niteny tamiko Izy sady nianiana tamiko fa hanome ity tany ity ho an’ny taranako. Izy no haniraka ny anjeliny eo alohanao, ka any no hakanao vady ho an’ny zanako.


Ny nipetrahan’ny taranak’i Jismahela dia ny faritra manomboka eo Havilà ka hatrany Sora; i Sora dia any akaikin’i Ejipta tamin’iny lalana mankany Asora iny. Nihataka tamin’ireo taranak’i Abrahama hafa no nitoerany.


Ka nantsoin’ny anjelin’Andriamanitra tamin’ny nofy aho nataony hoe: «Ry Jakôba ô!», dia namaly aho hoe: «Inty aho.»


Notarihin’i Mosesy niala tao amin’ny Ranomasin’ny Volotara ny Israelita, ka nizotra nankany amin’ny taniefitra Sora. Telo andro nandehanana tany an-taniefitra izy ireo nefa tsy nahita rano.


Tao izy no nisehoan’ny anjelin’ny TOMPO tanaty lelafo teo afovoan’ny roimemy anankiray. Hitan’i Mosesy fa mirehitra afo ny roimemy, kanefa tsy nisy nahalevonana.


Ny mason’ny TOMPO dia mijery eny rehetra eny ka mahita ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy.


Ary i Saoly nandresy ny Hamalekita nanomboka teo Havilà ka hatrany Sòra, atsinanan’i Ejipta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra