Genesisy 16:8 - DIEM PROTESTANTA8 ka nanontaniany hoe: –Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary hankaiza? Dia namaly izy hoe: –Nandositra tsy ho eo anatrehan’i Saray tompovaviko aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Hoy Izy: Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary handeha ho aiza? Hoy Ravehivavy: Mandositra an’i Saray tompovaviko aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 ka nanontaniany hoe: –Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary hankaiza? Dia namaly izy hoe: –Nandositra tsy ho eo anatrehan’i Saray tompovaviko aho. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Hoy izy: «Ry Agara, mpanompovavin’i Saray, avy aiza ianao ary ho aiza?» Hoy ny navaliny: «Mandositra lavitra an’i Saray tompovaviko aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary hoy Izy: Ry Hagara, andevovavin’i Saray, avy taiza hianao? ary hankaiza? Ary hoy izy; Mandositra ny tavan’i Saray tompovaviko aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary hoy Izy: Ry Hagara, andevovavin'i Saray, avy taiza ianao? Ary hankaiza? Ary hoy izy; Mandositra ny tavan'i Saray tompovaviko aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Hoy Izy: Ry Hagara, mpanompovavin’i Saray, avy taiza ianao, ary handeha ho aiza? Hoy Ravehivavy: Mandositra an’i Saray tompovaviko aho. Jereo ny toko |
Ary ankehitriny, aoka ianao, ry mpanjaka tompoko, hihaino izay holazaiko aminao: raha ny TOMPO no manosika anao hanao izany amiko, aoka hampitony Azy ny sorona aterina aminy; fa raha olombelona kosa, dia aoka ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO izy satria efa nandroaka ahy androany tsy hanana anjara amin’ny tany nomen’ny TOMPO ka toy ny manao amiko hoe: «Mandehana manompo andriamani-kafa.»