Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 12:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 fa nataonao hoe: anabaviko izy; ka tonga nalaiko ho vady. Koa indro ankehitriny ny vadinao, raiso izy ka mandehana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Nahoana hianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Nahoana ianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 12:19
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nampiantso an’i Abrama ny Farao ka nanao taminy hoe: –Inona ity nataonao tamiko? Nahoana no tsy nambaranao tamiko fa vadinao izy?


Nobaikoin’ny Farao ireo mpanompony mba handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.


Dia naka ondry sy osy aman’omby ary mpanompolahy sy mpanompovavy i Abimelèka, ka nomeny an’i Abrahama; naveriny taminy koa i Sarà vadiny.


Noho izany, hano amim-pifaliana ny haninao ary sotroy amin’ny fo ravoravo ny divainao, satria efa sitrak’Andriamanitra ireo asanao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra