Genesisy 12:19 - Baiboly Katolika19 fa nataonao hoe: anabaviko izy; ka tonga nalaiko ho vady. Koa indro ankehitriny ny vadinao, raiso izy ka mandehana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Nahoana hianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Nahoana ianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana! Jereo ny toko |