Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 12:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Nobaikoin’ny Farao ireo mpanompony mba handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia nanome baiko ireo mpanompony i Farao handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Nobaikoin’ny Farao ireo mpanompony mba handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Dia nohafatrafaran’i Faraôna ny mpanompony, ny amin’i Abrama, ka nalefany hody izy sy ny vadiny, omban’ny fananany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Dia nomen’i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin’i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Dia nomen'i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin'i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin'ny fananany rehetra ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 12:20
6 Rohy Ifampitohizana  

Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana!


Avy any Ejipta i Abrama dia niverina nankany Negeva niaraka tamin’ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra. Niaraka taminy koa i Lôta.


Dia nalefan’i Mosesy nandeha nody any amin’ny taniny ny rafozany.


Ny fon’ny mpanjaka dia toy ny rano mikoriana izay tarihin’ny tanan’ny TOMPO amin’izay tiany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra