Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 1:17 - Baiboly Katolika

17 Ary hoy i Jesoa taminy: «Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Dia hoy i Jesoa taminy: –Andao hiaraka amiko fa hataoko mpanarato olona ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Dia hoy i Jesoa taminy: –Andao hiaraka amiko fa hataoko mpanarato olona ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy fa hataoko mpanarato olona ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 1:17
6 Rohy Ifampitohizana  

Hitsangana eo amoron’izany ranomasina izany ny mpaka hazandrano; hovelarana harato ny hatrany Engadi, ka hatrany Engalima; hisy hazandrano isan-karazany maro dia maro toy ny any amin’ny ranomasina lehibe.


Nony nandalo teny amoron’ny ranomasin’i Galilea Izy, dia nahita an’i Simôna sy i Andre rahalahiny nanarato teo amin’ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo.


Dia nandao ny haratony niaraka tamin’izay izy, ka nanaraka Azy.


ary toy izany koa i Jakôba sy i Joany zanak’i Zebede izay iray raharaha tamin’i Simôna. Dia hoy i Jesoa tamin’i Simôna: «Aza matahotra, fa hatramin’izao dia hanarato olona ianao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra