Nomery 12:11 - DIEM PROTESTANTA
Ka hoy i Aharôna tamin’i Mosesy: –Meloka izahay, tompoko, koa aoka re tsy havalinao aminay izany toetran’adala amam-pahotanay izany!
Jereo ny toko
Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay.
Jereo ny toko
Ka hoy i Aharôna tamin’i Mosesy: –Meloka izahay, tompoko, koa aoka re tsy havalinao aminay izany toetran’adala amam-pahotanay izany!
Jereo ny toko
Ary hoy i Aarôna tamin’i Môizy: «Aoka re, tompoko, mba tsy hatsindrinao anay izany fahotana nataonay tamin-kadalana sy mahameloka anay izany.
Jereo ny toko
Ary hoy Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna hianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay.
Jereo ny toko
Ary hoy Arona tamin'i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna ianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay.
Jereo ny toko
Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay.
Jereo ny toko