Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 12:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Ento avokoa ny biby fiompinareo araka ny teninareo, ka mandehana any. Ary mba tsofy rano koa aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ary ny ondry aman’osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo ka mandehana; ary mba tsofy rano aho!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Ento avokoa ny biby fiompinareo araka ny teninareo, ka mandehana any. Ary mba tsofy rano koa aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Ento ny ondry mbamin’ny ombinareo, araka ny voalazanareo. Mandehana ka mba tsofy rano aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ary ny ondry aman-osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo, ka mandehana; fa mba tsofy rano aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ary ny ondry aman'osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo, ka mandehana; fa mba tsofy rano aho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ary ny ondry aman’osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo ka mandehana; ary mba tsofy rano aho!

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 12:32
8 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo kosa dia hofaiziko ny firenena izay notompoiny, ka hiainga mitondra fananam-be avy any ireo taranakao.


Rehefa nandre ny tenin-drainy i Hesao, dia nikiakiaka mafy noho ny alahelony ka nanao hoe: –Dada ô, mba omeo tsodrano koa aho!


Fa mbola niteny indray i Hesao hoe: –Moa tokana ihany ve ny tsodranonao, ry dada? Dada ô, izaho koa re mba tsofy rano e!


Dia afaka hanolotra sorona ho hanitra ankasitrahina ho an’Ilay Andriamanitry ny lanitra ry zareo, no hivavaka mba ho ela velona ny amperôra mbamin’ny zanany.


Ankoatra izany, hoentinay koa ny andiam-biby fiompinay, ka tsy hisy bibinay havela na iray aza. Tsy maintsy hakanay hatao fanatitra ho an’ny TOMPO Andriamanitray koa mantsy ireo; nefa tsy fantatray hoe iza amin’ireo no hataonay fanatitra, raha tsy efa tonga any an-toerana.


Dia hoy i Mosesy hoe: –Izahay rehetra no handeha, na antitra na tanora, na lahy na vavy, miaraka amin’ny ondry aman’osy ary ny ombinay, satria hanao fety ho an’ny TOMPO izahay.


Kanefa tamin’ity indray mandeha ity koa dia nanamafy fo ihany ny Farao ka tsy nandefa ny Israelita.


Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra