Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 11:4 - DIEM PROTESTANTA

Taoriana kelin’izany, dia nanafika ny Israelita ny Hamônita.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nony afaka elaela dia nanafika ny Zanak’Israely ny Amonita.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Taoriana kelin’izany, dia nanafika ny Israelita ny Hamônita.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Nony afaka kelikely taorian’izany, dia niady tamin’ny zanak’i Israely ny taranak’i Amôna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak’Isiraely ny taranak’i Amona.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak'Isiraely ny taranak'i Amona.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nony afaka elaela dia nanafika ny Zanak’Israely ny Amonita.

Jereo ny toko



Mpitsara 11:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary nifanangona ny Hamônita ka nitoby tao amin’ny faritanin’i Gilehada; dia nifamory koa ny Israelita ka nitoby tao Mitsepà.


Ary nifanontany ny foko tao Gilehada sy ny mpitarika azy ka nanao hoe: –Iza no lehilahy sahy hanapoaka ady amin’ny Hamônita? Izany lehilahy izany no ho filohan’ny mponina rehetra eto Gilehada.


Niampita ny ony Jôrdàna mihitsy aza ny Hamônita mba hiady amin’ny fokon’i Joda sy i Benjamîna ary i Efraîma; ka nijaly mafy ny Israelita.


Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba,


Tonga nanafika ny tanànan’i Jabesy any Gilehada i Nahasy mpanjakan’ny Hamônita ka nanao fahirano azy. Dia hoy ny mponin’i Jabesy taminy: –Manaova fanekena aminay, fa vonon-kanompo anao izahay.