Mpitsara 11:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary rehefa vaky ny ady teo amin’ny Hamônita sy ny Israelita, dia nandeha ireo loholon’i Gilehada mba haka an’i Jiftà any amin’ny faritanin’i Tôba, Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Ka tamin’izany niadian’ny taranak’i Amôna tamin’i Israely izany, dia lasa ny loholon’i Galaada naka an’i Jefte tany aminy tany Tôba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak’i Amona, dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta hiala any amin’ny tany Toba. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak'i Amona, dia nandeha ny loholon'i Gileada haka an'i Jefta hiala any amin'ny tany Toba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Rehefa nanafika ny Israely ny Amonita dia nandeha ny loholon’i Gileada haka an’i Jefta avy tany amin’ny tany Toba. Jereo ny toko |