Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 10:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ary nifanontany ny foko tao Gilehada sy ny mpitarika azy ka nanao hoe: –Iza no lehilahy sahy hanapoaka ady amin’ny Hamônita? Izany lehilahy izany no ho filohan’ny mponina rehetra eto Gilehada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan’i Gileada hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin’ny Amonita? Ho lohany amin’ny mponina rehetra any Gileada izy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary nifanontany ny foko tao Gilehada sy ny mpitarika azy ka nanao hoe: –Iza no lehilahy sahy hanapoaka ady amin’ny Hamônita? Izany lehilahy izany no ho filohan’ny mponina rehetra eto Gilehada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Dia nifampilaza ny vahoaka, ny lehiben’i Galaada, nanao hoe: «Iza no lehilahy hanomboka ady voalohany amin’ny taranak’i Amôna? Dia izy no ho filohan’ny mponina rehetra amin’i Galaada».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan’i Gileada, hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin’ny taranak’i Amona? dia ho lohany amin’ny mponina rehetra any Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan'i Gileada, hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin'ny taranak'i Amona? dia ho lohany amin'ny mponina rehetra any Gileada izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan’i Gileada hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin’ny Amonita? Ho lohany amin’ny mponina rehetra any Gileada izy!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 10:18
10 Rohy Ifampitohizana  

Tsy hisy andriana intsony hifidy mpanjaka sady ho foana avokoa ny filohany rehetra.


Taorian’ny nahafatesan’i Josoa dia nanontany ny TOMPO ny Israelita hoe: «Iza amin’ny fokonay no tokony handeha voalohany hanafika ny Kanahanita?»


Ary nifanangona ny Hamônita ka nitoby tao amin’ny faritanin’i Gilehada; dia nifamory koa ny Israelita ka nitoby tao Mitsepà.


Tany Gilehada, dia nisy miaramila mahery fo nantsoina hoe Jiftà, zanakalahin’ny vehivavy janga sy ny lehilahy atao hoe Gilehada.


Dia nandeha niaraka tamin’ireo loholon’i Gilehada i Jiftà ka noraisin’ny olona ho filoha sy ho mpitari-tafika. Ary tao Mitsepà, teo anatrehan’ny TOMPO, dia nohamafisin’i Jiftà ny teny rehetra efa nifanarahany tamin’ireo loholona.


Taoriana kelin’izany, dia nanafika ny Israelita ny Hamônita.


Koa i Jiftà, ilay Gilehadita, no nitondra ny Israelita nandritra ny folo taona; avy eo dia maty izy ka nalevina tao amin’ny tanàna izay nahabe azy, tany Gilehada.


fa hoy izy samy izy hoe: «Hitanareo ve io lehilahy miakatra io. Hihaika antsika Israelita no anton’ny niakarany. Koa izay maharesy azy io dia hataon’ny mpanjaka tretrika tokoa amin’ny hareny, sady homeny ho vadiny ny zanany vavy ary ny fianakaviany hahazo tombontsoa manokana eo amin’i Israely.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra