Mpitsara 11:3 - DIEM PROTESTANTA3 Dia nandositra lavitra ny rahalahiny i Jiftà ka nonina tao amin’ny faritanin’i Tôba. Ary nisy koa olom-poana nivondrona teo aminy ka nanao asan-jirika niaraka taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nandositra ny rahalahiny i Jefta ka nonina tany amin’ny tany Toba; dia nisy olom-poana maromaro nanara-dia an’i Jefta ka niara-nanafika taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia nandositra lavitra ny rahalahiny i Jiftà ka nonina tao amin’ny faritanin’i Tôba. Ary nisy koa olom-poana nivondrona teo aminy ka nanao asan-jirika niaraka taminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Dia nandositra lavitra ny rahalahiny i Jefte, ka nonina tany amin’ny tany Tôba. Ary nisy olom-poana nitambatra taminy, ary niara-nandehandeha izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin’ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin’i Jefta ka niaraka taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin'ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin'i Jefta ka niaraka taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nandositra ny rahalahiny i Jefta ka nonina tany amin’ny tany Toba; dia nisy olom-poana maromaro nanara-dia an’i Jefta ka niara-nanafika taminy. Jereo ny toko |