Dia nankany an-tanàna atao hoe Kafarnahòma i Jesoa mbamin’ireo mpianany efa-dahy; ary raha vao tonga ny sabata, dia niditra tao amin’ny sinagôga i Jesoa ka nampianatra tao.
Marka 1:33 - DIEM PROTESTANTA Ka dia vory teo anoloan’ny varavarana ny vahoaka rehetra tao an-tanàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ny varavarana avokoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka dia vory teo anoloan’ny varavarana ny vahoaka rehetra tao an-tanàna. Baiboly Katolika ary ny tao an-tanàna rehetra nitangorona teo am-baravarana avokoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ny varavarana avokoa. Malagasy Bible Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan'ny varavarana avokoa. La Bible en Malgache Ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ny varavarana avokoa. |
Dia nankany an-tanàna atao hoe Kafarnahòma i Jesoa mbamin’ireo mpianany efa-dahy; ary raha vao tonga ny sabata, dia niditra tao amin’ny sinagôga i Jesoa ka nampianatra tao.
Olona maro ianjadian’ny aretina isan-karazany no sitran’i Jesoa, ary demony maro no voaroakany; tsy navelany hiteniteny kosa ireo demony ireo, satria nahalala Azy.
Nirohotra nankeo amin’i Jôhany avokoa ny olona avy any Jodea lafy valo sy avy any Jerosalema; ary niaiky heloka ireo ka dia nataon’i Jôhany batisa tao amin’ny ony Jôrdàna.
Ary tamin’ny sabata herin’io, dia saika tafangona avokoa ny mponina rehetra ao an-tanàna mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.