Ny zanakalahin’i Hezrà dia i Jetera sy i Mereda ary Hefera sy i Jalôna. Ary nanambady an’i Bitià, zanakavavin’ny Farao, i Mereda, ka niteraka an’i Miriama sy i Samày ary i Jisbà ilay mpanorina an’i Estemôa;
Josoa 15:50 - DIEM PROTESTANTA i Hanaba, i Estemao, i Hanima, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Anaba, i Estemo, i Anima, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hanaba, i Estemao, i Hanima, Baiboly Katolika I Anaba, i Isremao, i Anima, Baiboly Protestanta Malagasy sy Anaba sy Estemo sy Anima Malagasy Bible sy Anaba sy Estemo sy Anima La Bible en Malgache i Anaba, i Estemo, i Anima, |
Ny zanakalahin’i Hezrà dia i Jetera sy i Mereda ary Hefera sy i Jalôna. Ary nanambady an’i Bitià, zanakavavin’ny Farao, i Mereda, ka niteraka an’i Miriama sy i Samày ary i Jisbà ilay mpanorina an’i Estemôa;
i Gôsena, i Hôlôna, ary i Gilao; izany hoe tanàna 11 miampy ireo tanàna kely miankina aminy.