Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 15:51 - DIEM PROTESTANTA

51 i Gôsena, i Hôlôna, ary i Gilao; izany hoe tanàna 11 miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 i Gosena, i Holona, i Gilo: Tanàna iraika amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 i Gôsena, i Hôlôna, ary i Gilao; izany hoe tanàna 11 miampy ireo tanàna kely miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

51 i Gôsena, i Olôna ary i Gilô: tanàna 11 ary ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin’ny folo sy ny zana-bohiny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

51 i Gosena, i Holona, i Gilo: Tanàna iraika amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 15:51
6 Rohy Ifampitohizana  

Raha teo am-panaterana sorona i Absalôma dia nampaka an’i Ahitôfèla mpanolotsain’i Davida, tao amin’ny tanànany any Gilao. Nihamafy hatrany ny fiokoana, ka nitombo ny isan’ireo mpomba an’i Absalôma.


Eny, nalain’i Josoa avokoa, nanomboka teo Kadesy-Barnea sy Gazà any atsimo, ka hatrany amin’ny faritanin’i Gôsena sy hatrany Gibehôna kosa any avaratra.


Dia azon’i Josoa avokoa ilay tany: dia ny faritra be tendrombohitra sy i Negeba manontolo any atsimo, ny faritr’i Gôsena manontolo, ny lemak’i Sefelà, ny lohasahan’i Jôrdàna, ary ny faritra misy tendrombohitra sy lemaka any avaratra.


i Hanaba, i Estemao, i Hanima,


Ankoatra ireo i Araba, i Domà, i Esihàna,


i Hôlôna, i Debira,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra