Ireo no zanak’i Jismahela 12 lahy, samy lehiben-tarika avy. Samy mitondra ny anarany avy ny tanànany sy ny tobiny.
Josoa 15:45 - DIEM PROTESTANTA Ao koa i Hekrôna miampy ny tanàna kely sy zana-bohitra miankina aminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ekrona sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ao koa i Hekrôna miampy ny tanàna kely sy zana-bohitra miankina aminy; Baiboly Katolika i Akarôna, sy ny tanàna momba azy, ary ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny; Malagasy Bible Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny; La Bible en Malgache i Ekrona sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy; |
Ireo no zanak’i Jismahela 12 lahy, samy lehiben-tarika avy. Samy mitondra ny anarany avy ny tanànany sy ny tobiny.
Dia haringako ny mponina ao Asdôda sy ilay mpitana tehim-panjakana ao Askelôna; ary hahodiko hamely an’i Hekrôna ny tanako ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no miteny.»
Fa hilaozana i Gazà, ary ho lao i Askelôna. Horoahina mitataovovonana ny mponin’i Asdôda, ary hofongorana ny an’i Hekrôna.
izany hoe ny faritra noheverina ho kanahanita manomboka hatreo amin’ny lohasahan-driaka Sihôra izay sisin-tany atsinanan’i Ejipta ka hatrany amin’ny faritanin’i Hekrôna any avaratra; ao no misy ireo fanjakana dimy tamin’ny Filistinina, dia i Gazà, i Asdôda, i Askelôna, i Gata ary i Hekrôna; ao koa no misy ny Havita
Avy eo dia mandroso hatrany amin’ny ilany avaratry ny tanàna Hekrôna, ka mihodina ho any Sikarôna, mandalo ny tendrombohitra Bahala, dia mandroso hatrany Jabneela, ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea.
i Kehilà, i Akziba, ary i Maresà; izany hoe tanàna sivy samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
ireo tanàna kely sy zana-bohitra rehetra mifanila amin’i Asdôla ka eo anelanelan’i Hekrôna sy ny Ranomasina Mediteranea;
Dia nalefany nankany Hekrôna ny Vatamasin’Andriamanitra; nefa nony tonga tany izany, dia niantsoantso mafy ny mponin’i Hekrôna hoe: –Nafindra atỳ aminay mba hahafaty anay mianakavy ny Vatamasin’ilay Andriamanitr’i Israely.
Toy izao ny amin’ireo kitso volamena izay naterin’ny Filistinina amin’ny TOMPO ho fanonerana: iray ho an’i Asdôda, iray ho an’i Gazà, iray ho an’i Askelôna, iray ho an’i Gata ary iray ho an’i Hekrôna.