Josoa 15:32 - DIEM PROTESTANTA i Lebaôta, i Silehima, i Haîna, ary i Rimôna; izany hoe tanàna 29 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Lebaota, i Silima, i Aina, i Rimona; sivy amby roapolo ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Lebaôta, i Silehima, i Haîna, ary i Rimôna; izany hoe tanàna 29 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Baiboly Katolika i Lebaôta, i Selima, i Aena, ary i Remôna: totaliny, tanàna 29 ary ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny. Malagasy Bible sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny. La Bible en Malgache i Lebaota, i Silima, i Aina, i Rimona; sivy amby roapolo ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy. |
Hovana lemaka ny faritra manontolo manodidina an’i Jerosalema, manomboka any Gebà any avaratra ka hatrany Rimôna any atsimo. I Jerosalema dia hisandratra ambonin’ireo tany manodidina azy; ary ny tanàna dia hitatra manomboka eo amin’ny vavahadin’i Benjamîna ka hatramin’ny vavahadin-joro, dia eo amin’ny toeran’ny vavahady tranainy, ary koa manomboka eo amin’ny tilikambon’i Hananehela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka.
Avy eo dia mahazo an’i Riblà atsinanan’i Haîna, dia midina mipaka amin’ny sisiny atsinanan’ny farihin’i Kinereta,
i Bety-Lebaôta ary i Saroheny: izany hoe tanàn-dehibe 13 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
i Hasàna, i Jotà, ary i Bety-Semesa: izany hoe, avy amin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna, tanàna sivy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.