Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 21:16 - DIEM PROTESTANTA

16 i Hasàna, i Jotà, ary i Bety-Semesa: izany hoe, avy amin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna, tanàna sivy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 i Aina sy ny tany manodidina azy, i Jota sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy: Tanàna sivy avy tamin’ireo foko roa ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 i Hasàna, i Jotà, ary i Bety-Semesa: izany hoe, avy amin’ny fokon’i Joda sy fokon’i Simehôna, tanàna sivy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 i Aina sy ny manodidina azy, i Jeta sy ny manodidina azy, i Betsamesy sy ny manodidina azy, tanàna sivy no azy amin’ireo foko roa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin’ireo firenena roa ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin'ireo firenena roa ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 i Aina sy ny tany manodidina azy, i Jota sy ny tany manodidina azy, i Bety-Semesy sy ny tany manodidina azy: Tanàna sivy avy tamin’ireo foko roa ireo;

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 21:16
10 Rohy Ifampitohizana  

ny zanakalahin’i Dekera no tao Makatsa sy Sahalbima ary Bety-Semesy sy Elôna-Bety-Hanàna;


avy tamin’ny fokon’i Asera: dia i Masala sy i Habdôna ary i Hokôta sy i Rehôta mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Dia niakatra hiady i Jôasy mpanjakan’i Israely avaratra; ka ny tafiny sy ny an’i Amatsià mpanjakan’i Joda dia nifanandrina tao Bety-Semesy tanànan’i Joda.


dia miolaka miankandrefana ho amin’ny tendrombohitra Sehira, mandalo ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jeharima izay antsoina koa hoe Kesalôna, midina ho any Bety-Semesa, ary mandalo any Timnà.


i Lebaôta, i Silehima, i Haîna, ary i Rimôna; izany hoe tanàna 29 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.


Ankoatra ireo i Libnà, i Hetera, i Hasàna,


Dia ao koa i Mahôna, i Karmela, i Zifa, i Jôtà,


Avy hatrany dia nihazo ny lalana mankany Bèty-Semesy ireo ombivavy; ka sady nandeha tamin’izany izy no tsy nitsaha-nimamà, ary tsy nivilivily niankavanana na niankavia. Ary ireo filohan’ny Filistinina nanaraka ny sarety hatrany amin’ny fizaran-tanin’i Bèty-Semesy.


Ho hitanareo tsara fa raha mihazo ny lalana mankany amin’ny tanin’i Israely ka mizotra ho any Bèty-Semesy ireo ombivavy, dia midika izany fa ny Andriamanitry ny Israely no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; raha tsy izany kosa dia ho fantatsika fa kisendrasendra ihany fa tsy ny heriny akory no namely antsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra