Genesisy 41:16 - DIEM PROTESTANTA
Ka hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Tsy izaho fa Andriamanitra no afaka hanome azy valiny hampiadana anao, ry Farao.
Jereo ny toko
Hoy ny navalin’i Josefa an’i Farao hoe: Tsy ahy izany! Andriamanitra no hilaza izay valiny hampiadana an’i Farao!
Jereo ny toko
Ka hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Tsy izaho fa Andriamanitra no afaka hanome azy valiny hampiadana anao, ry Farao.
Jereo ny toko
Dia hoy ny navalin’i Josefa tamin’i Faraôna: «Tsy izaho fa Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Faraôna.»
Jereo ny toko
Ary Josefa dia namaly an’i Farao ka nanao hoe: Tsy ahy izany; Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Farao.
Jereo ny toko
Ary Josefa dia namaly an'i Farao ka nanao hoe: Tsy ahy izany; Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan'i Farao.
Jereo ny toko
Hoy ny navalin’i Josefa an’i Farao hoe: Tsy ahy izany! Andriamanitra no hilaza izay valiny hampiadana an’i Farao!
Jereo ny toko