Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 41:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Koa niteny tamin’i Jôsefa ny Farao nanao hoe: –Tao amin’ny nofiko dia hitako nijoro teo amoron’i Neily aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron’ny Neily aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Koa niteny tamin’i Jôsefa ny Farao nanao hoe: –Tao amin’ny nofiko dia hitako nijoro teo amoron’i Neily aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Ka hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Nofiko nitsangana teo amoron’ny ony aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary hoy Farao tamin’i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron’i Neily aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron'i Neily aho;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:17
2 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Tsy izaho fa Andriamanitra no afaka hanome azy valiny hampiadana anao, ry Farao.


Ary indro nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy tao amin’ny ony ka niraoka ahitra teny amorony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra