Taorian’izany zavatra izany dia nanao fahadisoana tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ary koa ny lehiben’ny mpanao mofo.
Genesisy 40:9 - DIEM PROTESTANTA Dia nitantara ny nofiny tamin’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotron’ny mpanjaka, ka nanao hoe: –Nofiko fa nisy, hono foto-boaloboka iray teo anoloako. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nambaran’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka tamin’i Josefa ny nofiny; hoy izy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-boaloboka teo anatrehako. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nitantara ny nofiny tamin’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotron’ny mpanjaka, ka nanao hoe: –Nofiko fa nisy, hono foto-boaloboka iray teo anoloako. Baiboly Katolika Dia notantarain’ny lehiben’ny mpandroso divay tamin’i Josefa ny nofiny, ka hoy izy: «Nofiko fa indro nisy foto-boaloboka teo anatrehako; Baiboly Protestanta Malagasy Dia nambaran’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka tamin’i Josefa ny nofiny, ka hoy izy taminy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-boaloboka teo anatrehako; Malagasy Bible Dia nambaran'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka tamin'i Josefa ny nofiny, ka hoy izy taminy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-boaloboka teo anatrehako; La Bible en Malgache Dia nambaran’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka tamin’i Josefa ny nofiny; hoy izy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-boaloboka teo anatrehako. |
Taorian’izany zavatra izany dia nanao fahadisoana tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ary koa ny lehiben’ny mpanao mofo.
Nisampana telo ilay foto-boaloboka, ka raha vao nitsimoka izy, dia namelana ary nisy voaloboka masaka an-tangozany.
Dia novalian’izy roa lahy hoe: –Samy nanonofy izahay, nefa tsy misy olona mahalaza ny heviny. Hoy kosa i Jôsefa hoe: –Andriamanitra ihany no afaka manome ny heviny, fa mba tantarao amiko aloha ny nofinareo.
«Ry mpanjaka ô, izao àry no hitanao: Nisy sarivongana iray tena lehibe nijoro teo anoloanao ary namirapiratra sady nahatahotra ny endriny.
Nitombo sy nihanatanjaka io hazo io, ka ny haavony nahatakatra ny lanitra; ary tazana hatrany amin’ny faran’ny tany izy.