Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Daniela 2:31 - DIEM PROTESTANTA

31 «Ry mpanjaka ô, izao àry no hitanao: Nisy sarivongana iray tena lehibe nijoro teo anoloanao ary namirapiratra sady nahatahotra ny endriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Nahita ianao, ry mpanjaka ô, fa indro nisy sariolona lehibe iray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara. Nijoro teo anatrehanao izy ary ny fijery azy dia nampahatahotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 «Ry mpanjaka ô, izao àry no hitanao: Nisy sarivongana iray tena lehibe nijoro teo anoloanao ary namirapiratra sady nahatahotra ny endriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Hianao, ry mpanjaka ô, nahita fa, indro, nisy sariolona lehibe anankiray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara, nijoro teo anatrehanao izy, ary ny tarehiny dia nahatahotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

La Bible en Malgache

31 Nahita ianao, ry mpanjaka ô, fa indro nisy sariolona lehibe iray. Izany sary izany dia lehibe sady namirapiratra tsara. Nijoro teo anatrehanao izy ary ny fijery azy dia nampahatahotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Daniela 2:31
11 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ny Tompo hoe: «Hirotsaka an-tsehatra Aho hamaly ny faharatsian’izao tontolo izao sy ny heloka vitan’ny olon-dratsy. Hatsahatro ny fireharehàn’ny mpiavonavona ary haetriko ny rehaky ny mpanao didy jadona.

Koa indro hitondrako vahiny hamely anao, dia izay lozabe indrindra amin’ny hafa firenena; ka hopotipotehiny amin’ny sabatra izay zava-tsoan’ny fahendrenao ary hozimbazimbainy ny fiandriananao.

«Izany ilay nofinao, ry mpanjaka, ary ny heviny koa dia holazaina eto anatrehanao.

Ry mpanjaka ô, ianao no mpanjakan’ny mpanjaka fa nomen’ilay Andriamanitry ny lanitra ho anao ny fanjakana sy ny hery ary ny tanjaka sy ny voninahitra.

Ary Nebokadnetsara mpanjaka nampanao sarivongan’olona volamena; telopolo metatra ny haavony ary telo metatra ny sakany. Ka nasainy natsangana teo amin’ny tany lemaka Dorà, tao amin’ny faritanin’i Babilôna, izany.

Mahatsiravina sy mahatahotra izy, fa ny tenany ihany no fenitra ipoiran’ny zony amam-pahefàny.

Ary nentin’ny devoly ho any amin’ny tendrombohitra avo dia avo indray i Jesoa, ka nasehony Azy ny fanjakana rehetra eo amin’izao tontolo izao mbamin’ny voninahiny

Dia nentin’ny devoly tany amin’ny toerana avo i Jesoa ka nasehony Azy indray mipy maso ny fanjakana rehetra eran-tany

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra