Daniela 2:30 - DIEM PROTESTANTA30 Ary raha naseho tamiko io zava-miafina io, dia tsy hoe manam-pahendrena mihoatra noho ny miaina rehetra aho akory, fa mba hahazoana mampahalala anao ny hevitry ny nofinao, ry mpanjaka, ka hahafantaranao izay eritreritry ny fonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zavamiafina, fa ny mba hampahafantarana anao mpanjaka ilay hevitra ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ary raha naseho tamiko io zava-miafina io, dia tsy hoe manam-pahendrena mihoatra noho ny miaina rehetra aho akory, fa mba hahazoana mampahalala anao ny hevitry ny nofinao, ry mpanjaka, ka hahafantaranao izay eritreritry ny fonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zava-miafina, fa ny mba hampahafantarana ny mpanjaka ilay hevitra, ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zava-miafina, fa ny mba hampahafantarana ny mpanjaka ilay hevitra, ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Ary izaho aza, dia tsy noho ny fahendrena ananako mihoatra noho ny olombelona rehetra tsy akory no nampisehoana tamiko ny zavamiafina, fa ny mba hampahafantarana anao mpanjaka ilay hevitra ka hahafantaranao ny eritreritry ny fonao. Jereo ny toko |