Genesisy 40:2 - DIEM PROTESTANTA2 Tezitra mafy tamin’ireo tandapany roa lahy ireo ny Farao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Dia nisafoaka tamin’ireo tandapany roa lahy ireo i Farao, dia tamin’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben’ny mpanao mofo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Tezitra mafy tamin’ireo tandapany roa lahy ireo ny Farao, Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ka tezitra i Faraôna tamin’ireo manamboninahiny roa lahy ireo, dia ny lehiben’ny mpandroso divay sy ny lehiben’ny mpitantana mofo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary tezitra indrindra tamin’ireo tandapany roa lahy ireo Farao, dia tamin’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben’ny mpanao mofo. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary tezitra indrindra tamin'ireo tandapany roa lahy ireo Farao, dia tamin'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben'ny mpanao mofo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Dia nisafoaka tamin’ireo tandapany roa lahy ireo i Farao, dia tamin’ny lehiben’ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben’ny mpanao mofo. Jereo ny toko |
Tezitra izaitsizy tamin’ny mponina tany Tiro sy Sidôna i Herôda. Ry zareo kosa anefa niray saina nanatona ny mpanjaka. Rehefa nahazo an’i Blasta mpitandrina ny trano fandrian’ny mpanjaka ho namana izy ireo, dia nangataka hanao raharaham-pihavanana tamin’i Herôda, satria ny tanin’ny mpanjaka no mamatsy ny faritr’i Tiro sy i Sidôna.