Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 40:3 - DIEM PROTESTANTA

3 ka nampanao azy an-tranomaizina; ny fonenan’ilay lehiben’ny mpiambina no nisy io tranomaizina io, dia ny fonja izay nigadran’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Nataony tao an-tranomaizina izy roa lahy, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, tao anatin’ilay tranomaizina izay nifatoran’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 ka nampanao azy an-tranomaizina; ny fonenan’ilay lehiben’ny mpiambina no nisy io tranomaizina io, dia ny fonja izay nigadran’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia nasainy nahiboka tao amin’ny lehiben’ny mpiambina ireo, tao an-tranomaizina, tao amin’ny fitoerana nitanana an’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nataony tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-tranon’ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin’ny trano-maizina izay nifatoran’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia natao­ny tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-tranon'ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin'ny trano-maizina izay nifatoran'i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Nataony tao an-tranomaizina izy roa lahy, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, tao anatin’ilay tranomaizina izay nifatoran’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 40:3
6 Rohy Ifampitohizana  

Tafidina tany Ejipta i Jôsefa, satria ireo Jismahelita no nitondra azy tany. Lehilahy ejiptianina atao hoe Pôtifara, tandapan’ny Farao sady lehiben’ny mpiambina, no nividy azy tamin’ny Jismahelita.


Koa nasain’i Pôtifara nosamborina i Jôsefa sy nasainy nohidîna tao am-ponja izay nisy ireo mpigadra meloka tamin’ny mpanjaka. Fa raha tao am-ponja i Jôsefa,


Dia natolotr’ilay lehiben’ny fonja teo an-tanan’i Jôsefa avokoa ireo mpigadra rehetra, ka izy no mitarika ny asa rehetra nataon’ireo mpigadra.


Koa ilay lehiben’ny fonja dia tsy niraharaha na inona na inona tamin’ny zavatra rehetra nankininy tamin’i Jôsefa, satria ny TOMPO nomba azy ka nanambina izay nataony.


Ilay lehiben’ny mpiambina kosa nametraka azy roa lahy teo ambany fitandreman’i Jôsefa; ary fotoana vitsivitsy no nitanana azy tao.


Indray mandeha dia tezitra mafy tamin’ny lehiben’ny mpanao mofo sy tamiko mpanomponao ianao, ka nampanao anay an-tranomaizina tao amin’ny lehiben’ny mpiambina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra