Estera 8:14 - DIEM PROTESTANTA
Noho ny baikon’ny amperôra, dia nandeha faingana sy dodona ny iraka, nitaingina soavalim-panjakana haingam-pandeha avy amin’ny fiompian-tsoavalin’ny amperôra. Ary navoaka tao Sosany renivohitra koa izany didy manan-kery izany.
Jereo ny toko
Dia lasa ny iraka haingam-pandeha izay nitaingina soavaly haingam-pandeha sy ampondra, nohafainganina sy nododonan’ny tenin’ny mpanjaka izy ireo. Ary novakina tany Sosana, tanàna mimanda, koa ny didy.

Dia lasa ny tsimandoa izay nitaingina soavaly haingam-pandeha sy ampondra, ka nohafainganina sy nododonan’ny tenin’ny mpanjaka izy. Ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna.
Jereo ny toko
Dia lasa ny tsimandoa izay nitaingina soavaly haingam-pandeha sy ampondra, ka nohafainganina sy nododonan'ny tenin'ny mpanjaka izy. Ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna.