Estera 3:14 - DIEM PROTESTANTA14 Ny kopian’io taratasy io dia navoaka ho didy manan-kery amin’ny isam-paritany ary nampahafantarina ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny dika mitovy amin’ny teny izay natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay ao amin’ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ny kopian’io taratasy io dia navoaka ho didy manan-kery amin’ny isam-paritany ary nampahafantarina ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ny kopen’ny teny izay natao didy ho amin’ny isan-tokony amin’ny fanjakana dia nisokatra mba ho hitan’ ny olona rehetra hampiomana azy ho amin’izany andro izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ny kopen'ny teny izay natao didy ho amin'ny isan-tokony amin'ny fanjakana dia nisokatra mba ho hitan'ny olona rehetra hampiomana azy ho amin'izany andro izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny dika mitovy amin’ny teny izay natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay ao amin’ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana azy ho amin’izany andro izany. Jereo ny toko |