i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa;
Eksodosy 6:24 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Kôre: i Asera, i Elkanà ary i Abiasafa. Ireo no fianakavian’i Kôrita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokompirenen’ny Koraïta. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen'ny Korana. La Bible en Malgache Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta. |
i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa;
Ary ny levîta naman’ireo no nanankinana ny fanompoana hafa rehetra momba ny Tranolay fihaonana, tao an-tranon’Andriamanitra.
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon’ny terak’i Kôra.
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny jejilava. Salamo nataon’ny terak’i Kôra.
I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay
Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’ny fianakaviany ary koa nitelina an’i Kôra sy ny olony rehetra mbamin’ny fananany rehetra.
Tao Ramà, tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma, dia nisy lehilahy anankiray anisan’ny taranak’i Tsofo. Io lehilahy io dia natao hoe Elkanà, zanak’i Jerohama, zafikelin’i Elihò, zafiafin’i Tôhò ary zafindohalik’i Tsofo.