Raha misy vary na entana hafa amidin’ny valovotaka amin’ny andro sabata na amin’ny andro fety, dia tsy hovidinay; ary, isaky ny taona fahafito, dia tsy hambolenay ny tany sady hafoinay ny trosa rehetra.
Eksodosy 30:11 - DIEM PROTESTANTA Hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe; La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy indray hoe: |
Raha misy vary na entana hafa amidin’ny valovotaka amin’ny andro sabata na amin’ny andro fety, dia tsy hovidinay; ary, isaky ny taona fahafito, dia tsy hambolenay ny tany sady hafoinay ny trosa rehetra.
Indray mandeha isan-taona i Aharôna no hanadio azy; hapetrany eo amin’ny tandroky ny alitara ny ra nalaina avy tamin’ny biby natao sorona ahazoana famelan-keloka. Havaozina isan-taona io lanonana io eo amin’ny taranaka mifandimby. Voatokana ho Ahy TOMPO io alitara io, ka hanan-kasina fatratra.»
–Rehefa manao ny fanisam-bahoaka amin’ny Israelita ianao, dia samy handoa hetra ho AHY ny olona tsirairay hanavotana ny ainy, mba tsy hisy loza hanjo azy amin’ny fanisana.
Ny fitambaran’ny volafotsy voarotsaka tamin’ny fanisàm-bahoaka dia 3 017 kilao sy 750 grama araka ny lanja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.
–Manaova fanisàm-bahoaka isam-pianakaviana eo amin’ny Fiangonan’i Israely, dia izay lehilahy rehetra roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana.