feno 16 taona izy fony vao nanjaka, ary naharitra 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jekôlià izay avy ao Jerosalema ihany.
2Tantara 26:4 - DIEM PROTESTANTA Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hozià, tahaka izay rehetra nataon’i Amatsià rainy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hozià, tahaka izay rehetra nataon’i Amatsià rainy. Baiboly Katolika Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh araka izay rehetra nataon’i Amasiasa rainy izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy. Malagasy Bible Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Amazia rainy. La Bible en Malgache Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Amazia rainy. |
feno 16 taona izy fony vao nanjaka, ary naharitra 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jekôlià izay avy ao Jerosalema ihany.
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay rehetra nataon’i Hozià rainy.
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Amatsià, kanefa tsy dia tamin-kafanampo tanteraka.
Feno 16 taona i Hozià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 52 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jekôlià izay avy ao Jerosalema ihany.
I Hozià tamin’ny andro niainan’i Zakarià izay nampianatra azy hanaja an’Andriamanitra, dia nivavaka tokoa tamin’ny TOMPO Andriamanitra sady nomeny fanambinana.
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay nataon’i Hozià rainy, kanefa tsy mba niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO. Saingy mbola niharatsy toetra ihany ny vahoaka.
Ary nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hezekià, tahaka izay rehetra nataon’i Davida razambeny.