Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 24:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tamin'ny andro rehetra niainan'i Joiada mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tamin’ny andro rehetra niainan’i Joiada mpisorona i Joasy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 24:2
10 Rohy Ifampitohizana  

Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy.


Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Amatsià, kanefa tsy dia tamin-kafanampo tanteraka.


Ary hoy ny Tompo hoe: «Ity firenena ity manatona Ahy am-bava fotsiny sy manome voninahitra Ahy an-tendromolotra ihany fa ny fony kosa manalavitra Ahy; ka fomban’olombelona nianarana ihany ny fanajana asehony Ahy.


Kanefa raha misy olo-marina miala amin’ny fahamarinany ka manao heloka araka ny zavatra rehetra maharikoriko izay fanaon’ny olon-dratsy, dia heverinareo ho velona ve izy? Tsia. Hohadinoina ireo asa tsara rehetra nataony, ka ho faty izy noho ny hadisoana amam-pahotana vitany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra